Dikan'ny teny : manasompirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompirana) mt.p. (manasompiràna): Mametraka zavatra misompiranq tsy mahitsy tsara fa mivilana: Iza no nanasompirana ity latabatra it? toy izao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel