Dikan'ny teny : manatitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (atitra) mt.p. (manatera): Manolotra, manome zavatra ho an'olona: Nana-titra uorona ho an'i dadatoa izahay tamin'ny 26 Jiona. 1 Mitondra miverina, mamerina: Mahagaga ahy fa mbola tsy nanatitra ny volako izy hatramin'izao. 1 Miara-dalana amin'olona avy arnin'ny toerana iray mankamin'ny toerana iray hafa mba hiaro na hanome voninahitra: Miaramila roa lahy no nanatitra anay. ? Manao veloma mpandeha any amin'ny toerana iaingany: Nanatitra an-dry zoky teny amin'ny fiantsonan-dalamby izahay ornaly maraina •Miaraka amin' ny mpanambady ka marnetraka azy any an-tranony: 0-lona betsaka no nanatitra ny mpanambady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel