Dikan'ny teny : manato

Hampiditra dikany vaovao
1 (nato) mt.p.: Mandoko mena amin'ny hoditry ny nato. * Fiten.: Aza arian-davitra ohatra ny uilanibe nanatoana: enti-miangavy tsy hanary ny olona nahitana soa na dia e-fa antitra sy tsy ilaina intsony ara izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel