Dikan'ny teny : manatotongana

Hampiditra dikany vaovao
1 (totongana) mt.p.: Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy. ~ Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavauiny izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel