Dikan'ny teny : manatratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (traira) mt.p. (manatràra): Manao izay hahatongavana eo amin'izay enjebina: Manatratra mpangalatra 1 Manao izay hahavonjena olona eo amin'ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin'ny fito aho fa efa lasa ianao. ¶ M.h.: Mamonjy, ~ Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erry aloha: Nanatratra ilay soavaly' uoalohany ilay fahama fa tsy nahatratra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel