Dikan'ny teny : manatsaho

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaho) mt. p.: Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel