Dikan'ny teny : manatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaka) nit p.: Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy arnin'izany. Ahitsio
2 (hatsaka) mt p. (manatsaha): Mampitovy tantana, manitsy amin'ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy. ΒΆ M.h.: Mampitovy tantana, mamarana, manaratsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel