Dikan'ny teny : manatsara

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsara) mt.p. (manatsara): Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamana ny sakafo be otrikaina. ~ Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena? ~ Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra te Io lahy rnpita buta bu ireto ny mpampianatra azy ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel