Dikan'ny teny : manatsatsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsàtsika) mt.p. (manatsatsiha): Mitono hena amin'ny salazam-by na mivantana amin'izao eo ambony afo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel