Dikan'ny teny : manatsatso

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsàtso) mt.p. (ma-na tsatsoa): Mampihena, mampahalefy tsiro ; manamp o-draty. 1 h.o,: Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be Ioatra nampiasainy. ~ Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel