Dikan'ny teny : manatsefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsefaka) mt.p. (manatsefàha): Mamaky, mampitriatra (fa ny fampiasa matetika dia ny hoe: "mampitsefaka"): Nanatsefaka (nampitsefaka) ny rindrina ilay rambondanitra nandalo anikeheo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel