Dikan'ny teny : manatsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hatsika) mt.p. (manatsiha): Miantso amin'ny fihetsiky ny loha na tanana: Nanatsika tanana an-janany Baba. ΒΆ M.h.: Manofa. ~ Mamahana, mamaika basy. Ahitsio
2 (tsika) mt.p. (manatsiha): Manatantavana. 1 Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanalana ny faikany. ? Manamaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel