Dikan'ny teny : manatsilany

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilàny) mt. p. (manatsilanésa) : Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany. ~ Mametraka (zavatra) ka ny vavany no atao ambony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel