Dikan'ny teny : manatsizarizary

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsizarizary) mt. p. (manatsizarizaria): Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao e! ? Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel