Dikan'ny teny : manavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (avaka) mt. p. (manavaha): Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin'ny biby. ~ Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mauomauo satria samy olombelona ihany. - F.-p,: Tsy an-kanavaka: rehetra rehetra, daholo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel