Dikan'ny teny : manavanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (havanana) rat. s. sady mt. p.: Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia. ~ Mahakinga: Manavanana azy ny miteny. ~ Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itti lalana • Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian'ny mpiara-miasa izy. - F.-p.: Mahay manavia manauanana: (sady mahay miasa amin'ny tanan-kavia no mahay miasa amin'ny tanankavanana); kinga amin'ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel