Dikan'ny teny : manavao

Hampiditra dikany vaovao
1 (vao) mt.p. (manavaoza): Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io. ? Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itý. ~ Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto. *Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel