Dikan'ny teny : manavasava

Hampiditra dikany vaovao
1 (savasava) mt.p.: Mampihatakataka (olona na zavatra) mba handehanana, handrosoana: Tokony hanavasava ny ravina, hoy ny Ntaolo, hahitana ny fotony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel