Dikan'ny teny : manavatsava

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsavatsaua) mt.s. (manavatsauà): Tsy mandeha amin'ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mande-ha amin'ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa mai-ka izahay ka nanavatsava eran'ny tampon-tanety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel