Dikan'ny teny : manavoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tavoka) mt s.: Manontany an-kafetsena mba hitsapana ny hevitr'olona iray; manao don-tandroka; manatavoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel