Dikan'ny teny : manavokavoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (havokavoka) mt.p. (manavokavoha): Mikap oka mafy, mikapoka mandrivorivo. ΒΆ M.h.: Mametsapetsaka, manontatonta, mandarodaroka, mandabodaboka, mamangovango, manjezika, manao vely kitay, manao vely kary, manao kapo- tan drimo, mikapoka tsy mitondra roa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel