Dikan'ny teny : manavotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (avotra) mt p. (manavotra): Manao izay hahavonjy olona tao anatin'ny 1oza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin'ny fahafatesana 1 Manafaka amin'ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha ? Mividy indray ny efa an'ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin'ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel