Dikan'ny teny : manavovona

Hampiditra dikany vaovao
1 (vovona) mt.p.: Manao antontany, mampifanongoa, manavosa,: Manavovona kitay, Ahitsio
2 na Manasavovona (vovona) mt.p.: Mampifan ongoa, manavosa: Nanauovona ny fanaka rehetra tao an-tokotany izy aloha vao Jasa nitady fiara hitatitra azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel