Dikan'ny teny : manavy

Hampiditra dikany vaovao
1 (avy) mt. s.: Marary ka mafana ny tena (ny anton'ny fitomboan'ny hafanana dia ny fisian'ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin'ny te-na, tonga any amin'ny ra ka manapoizina azy). Ahitsio
2 na Ramanavy a.: A-narana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lava-lava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel