Dikan'ny teny : manazatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (zatra) nit p. (manazara): Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel