Dikan'ny teny : manazava

Hampiditra dikany vaovao
1 (zava) mt.p. (manazavà): Manome hazavana: Manazava ny masoandro. ~ Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro. ? Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava i-Lay tononkalo manao hoe: "Vazon'ny lauitra". ? Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao / Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel