Dikan'ny teny : manazimba

Hampiditra dikany vaovao
1 (zimba) mt.p. (manazimbà): Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao. 1 Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny! ? Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel