Dikan'ny teny : mandaboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (daboka) mt.p. (mandaboha): Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay. ~ Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin'ny tehina teny an-tanany izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel