Dikan'ny teny : mandady

Hampiditra dikany vaovao
1 (lady) nit s. (manda-dia): Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilaua 1 Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin'ity hazo it?. ~ Mandeha amin'ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady US, zozo id' fa mbola tsy mandeha akory? ~ h,o.: Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady, amin'ny lehibe Ra-koto. ΒΆ M.h.: Misolelaka. - F-p.:Mandady ny trambo: enti-milaza loza avy misoko mangina. r Tsy mandady amin'ny hava tsy fantatra: fomba fiteny raha mangatabady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin'ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin'ny fototr'olona efa fantany sy ankasitrahany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel