Dikan'ny teny : mandafatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lafatra) mt.s, (mandafara): Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan'ny loza roa. ~ mt.p.: Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel