Dikan'ny teny : mandafy

Hampiditra dikany vaovao
1 (lafy) mt.p. (manda-fusa): Mividy mitamba-be mba hamidy antsinjarany: Nandafy tsaramaso roanjato aho hilako tombom-barotra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel