Dikan'ny teny : mandahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lahatra) mt p, (mandahara): Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra ~ Manda-mina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy. • Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin'ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo. / Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel