Dikan'ny teny : mandainga

Hampiditra dikany vaovao
1 (Iainga) mt.p. (mandaingà): Tsy milaza ny mari-na, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin'ny tsy filazana ny marina: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga. / Loza raha handainga io vehiuauy io. ¶ M.h.: Manao marina tsy to.1(mizana, famantaranandro) Tay manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin'ny 11 ka lazainy fa uao amin'ny 9 sy sasany. / Ario any io mizana io fa mandainga * Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel