Dikan'ny teny : mandaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (daka) mt.p. (mandakà): Mitsipaka, mamely amin'ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona. 1 .o.: Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel