Dikan'ny teny : mandala

Hampiditra dikany vaovao
1 (tala) mt.p. (manda-là): Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona manda-la fihauanana ny Malagasy. ¶ M.h,: Mikarakara, mitsimbina, mitandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel