Dikan'ny teny : mandalo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana). Ahitsio
2 (kilo) mt.p. (manda-toua): Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana. *Tonga kelikely dia ]asa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa. ~ Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy houana - F,-p.: Aza mandalo tanàmisy havana: entina mampahatsiahy sao manadino ny havana ao an-toerana lalovana. / Mandalo dia raikitra: ilazana ireo mora revo sy tsy mba mandinika fa avy hatrany dia manaiky na dia mbola tokony hieritreritra aza. ¶ M.h.: Miserana, mihelina; misalovana, mandika, mandingana, mihoatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel