Dikan'ny teny : mandamaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (lamaka) mt.p. (mandamaha): Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly. ? Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary. ? Mifofotra amin'ny raharaha: Mandamaka amin'ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel