Dikan'ny teny : mandambolambo

Hampiditra dikany vaovao
1 (lambo) mt. p. (mandambolamboa): Man-dama: Mandambolambo ny ampiantany amin'ny hazofisaka 1 Manafosafo amin'ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny uolombauany Rangahy io. 1 Manambitamby: Fantatro ny heuitrao ianao mandambolambo ahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel