Dikan'ny teny : mandamina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lamina) mt.p. (mandamina): Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa uao tonga izao izahay. 1 Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy auaratra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel