Dikan'ny teny : mandampatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lampatra) mt s. (mandampara): Manatsotra ny tongotra ka mahakasika olona: Aza mandampatra any amin'ny zokinao ianao fa mikisaha Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel