Dikan'ny teny : mandango

Hampiditra dikany vaovao
1 (tango) mt p. (mandangoa): Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo. Ahitsio
2 p.t.: Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan'ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel