Dikan'ny teny : mandanja

Hampiditra dikany vaovao
1 (lanja) mt.P. (mandanjà): Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin'ny alalan'ny mizana: Mandanja hena 1 Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao. •Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho uidin'ny omby Rakoto. ? Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola midi-' tra sy mivoaka ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel