Dikan'ny teny : mandatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (latsaka) mt.p. (mandatsaha): Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto. ~ Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay. ~ Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firauaka izy. ~ Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny uidin'ny tranoko aho. ¶ M. h.: Mandetsy. ~ Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny uoahitsaky ny fiarakodia iny. - F.-p.: Mandatsa-bato: (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan'ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsabato; (ankehitriny) mandray anjara amin'ny fifidianana. Ahitsio
2 an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin'ny rejisitra? ? Mandefa taratasy: Nanoratra tamin'ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho, 1 Mamorona: 1 Rodlish no nano_ ratra ny "Sangy mahery ", Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel