Dikan'ny teny : mandavenona

Hampiditra dikany vaovao
1 (lavenona) p. t.: Tonga lavenona. ~ h.o.: Enti-milaza ny andro manjavona raha ilay toy ny lavenona aparitaky ny rivotra iny ny zavona; merika. 1 Enti-milaza ny kitay manjary lavenona fa tsy mirehitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel