Dikan'ny teny : mandefa
Hampiditra dikany hafa
(lefa) mt.p. (mandefĂ na mandefasa): Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka. ~ Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy. / Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava / Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona / Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha