Dikan'ny teny : mandefitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lefitra) mt.p. (mandatera): Manao izaY foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka * h.o.: Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mande fi-tact ny fanaratsian'ny olona * Mamaia, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana keiy vitanao aho hatramin'izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. * F.-p.: Mandefitra manamahitsy: ilazana izay miaritra tsy manohitra na dia ma-nana ny marina aza. * Ohab.: Lohalika sy laferana: izay mandefitra no mandina: (Jar. Laferana. / Ny tsihy no fola-mandefitra, fa ny olona tsy fola-mandefitra: entina hitaomana olona handefitra satria tsy misy fahavoazana ho azy+ ny mandefitra, fa ny tsihy no folaka raha mandefitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel