Dikan'ny teny : mandefona
Hampiditra dikany hafa
(lefona) mt.p. (mandefbna): Manatsatoka le f ana. * F.-p.: Mandefona iuoho: mamely tsy mifanatrika, m anao teti-dratsy amin'ny olom-pantatra izay mody isakaizana. / Milefona omby: fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak'omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak'omby io).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha