Dikan'ny teny : mandentika

Hampiditra dikany vaovao
1 (lentika) mt. P. (mandenteha): Man atsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin'ny tany. * Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano. ? Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra. 1 Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin'ny fahazaran-dratsy. ~ Mampiditra amin'ny lalina, amin'ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny uoampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel