Dikan'ny teny : mandetsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (letsy) mt.p. (madetse): Mampietry: Esory any it4 farafara be ity fa mety handetsy ny rihana. ~ Mampihena ny vidin'entana nataon'ny tena tamin'ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny uidin'it9 fanaka Ity mihoatra an'izay aho, tompoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel