Dikan'ny teny : mandevina

Hampiditra dikany vaovao
1 (levina) mt.p. (mandevena): Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Auy nandeuina an-drainy izy. it Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. - F.-p.: Mandevin-tsaina: me nafina, tsy milaza izay heviny; mody adala ka miseho ho tsotra be nefa fangoloka. / Mandevin-tay an-tsalaka: manafina ny ratsy natao. / Mandevin-jaza marary: ma• nary toky ambony ihany. / Rafotsibe nandeuinaeranambatry: olona mitahiry hitsinjovana ny ho avy. /Haleviko am-batan'orona raha maty: enti-milaza olona izay tiana fatratra ka toa tsy foy halevina ao anaty tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel